Josoa 4:19 MG1865

19 Ary ny olona niakatra niala teo Jordana tamin'ny andro fahafolo tamin'ny volana voalohany ka nitoby tany Gilgala, teo amin'ny sisin-tany atsinanan'i Jeriko.

Vakio ny toko manontolo Josoa 4

Jereo Josoa 4:19 amin'ny teny manodidina.