Josoa 4:5 MG1865

5 ary hoy izy taminy: Mandehana eo alohan'ny fiaran'i Jehovah Andriamanitrareo ho eo afovoan'i Jordana, ka samia manainga vato iray avy ho eny an-tsorony ianareo rehetra, araka ny isan'ny firenen'ny Zanak'Isiraely,

Vakio ny toko manontolo Josoa 4

Jereo Josoa 4:5 amin'ny teny manodidina.