Josoa 4:9 MG1865

9 Ary vato roa ambin'ny folo no natsangan'i Josoa teo Jordana, teo amin'ilay nijoroan'ny tongotry ny mpisorona izay nitondra ny fiaran'ny fanekena; ary mbola ao ihany ireny mandraka androany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 4

Jereo Josoa 4:9 amin'ny teny manodidina.