Josoa 5:12 MG1865

12 Ary nitsahatra ny mana tamin'iny andro ampitso iny, dia tamin'ny nihinanany ny vokatry ny tany, ka tsy nisy mana ho an'ny Zanak'Isiraely intsony; fa nihinana ny vokatry ny tany Kanana izy tamin'izany taona izany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 5

Jereo Josoa 5:12 amin'ny teny manodidina.