Josoa 5:5 MG1865

5 Ary voafora ny lehilahy rehetra izay nivoaka; fa ny lehilahy rehetra nateraka teny an-dalana tany an-efitra, tamin'izy efa nivoaka avy tany Egypta, dia tsy mbola voafora kosa.

Vakio ny toko manontolo Josoa 5

Jereo Josoa 5:5 amin'ny teny manodidina.