Josoa 6:10 MG1865

10 Ary ny vahoaka efa noraran'i Josoa hoe: Aza manakora na mamoaka feo na miloa-bava akory aza mandra-pahatongan'ny andro hanaovako aminareo hoe: Manakorà! dia vao amin'izay ianareo no hanakora.

Vakio ny toko manontolo Josoa 6

Jereo Josoa 6:10 amin'ny teny manodidina.