Josoa 6:2 MG1865

2 Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Indro, efa natolotro eo an-tananao Jeriko sy ny mpanjakany mbamin'ny lehilahy mahery.

Vakio ny toko manontolo Josoa 6

Jereo Josoa 6:2 amin'ny teny manodidina.