Josoa 6:22 MG1865

22 Ary izy roa lahy izay efa nisafo ny tany dia efa nilazan'i Josoa hoe: Mankanesa ao amin'ny tranon'ilay vehivavy janga, ka ento mivoaka ravehivavy sy ny havany rehetra ary izay mety ho azy, araka izay nianiananareo taminy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 6

Jereo Josoa 6:22 amin'ny teny manodidina.