Josoa 6:8 MG1865

8 Ary rehefa niteny tamin'ny vahoaka Josoa, dia nandeha ireo mpisorona fito nitondra ny anjomara fito mafy faneno teo alohan'i Jehovah ka nitsoka ny anjomara; ary ny fiaran'ny faneken'i Jehovah nanaraka azy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 6

Jereo Josoa 6:8 amin'ny teny manodidina.