11 Efa nanota ny Isiraely ka nivadika ny fanekeko izay nandidiako azy; fa efa naka tamin'ny zavatra voaozona izy, sady nangalatra sy namitaka koa, ka nataony ao amin'ny entany.
Vakio ny toko manontolo Josoa 7
Jereo Josoa 7:11 amin'ny teny manodidina.