Josoa 7:3 MG1865

3 Ary niverina tany amin'i Josoa izy ireo ka nanao taminy hoe: Aoka tsy hiakatra avokoa ny vahoaka rehetra; fa olona tokony ho roa arivo na telo arivo no aoka hiakatra hamely an'i Ay; aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 7

Jereo Josoa 7:3 amin'ny teny manodidina.