Josoa 7:5 MG1865

5 Dia nahafaty tokony ho enina amby telo-polo lahy ny mponina tao Ay sady nanenjika azy teo anoloan'ny vavahady ka hatrany Sebarima izy ary namely azy teny am-pidinana; dia ketraka ny fon'ny vahoaka ka tonga tahaka ny rano.

Vakio ny toko manontolo Josoa 7

Jereo Josoa 7:5 amin'ny teny manodidina.