Josoa 8:11 MG1865

11 Ary ny vahoaka rehetra mpanafika, izay niaraka tamin'i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr'i Ay izy, ka ny lohasaha no teo anelanelan'izy sy Ay.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:11 amin'ny teny manodidina.