Josoa 8:19 MG1865

19 Dia niroatra faingana ny otrika avy tao amin'ny nitoerany ka nihazakazaka, raha vao natondrony ny tànany; dia niditra tao an-tanàna izy ka nahafaka azy ary nandoro azy faingana tamin'ny afo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:19 amin'ny teny manodidina.