Josoa 8:21 MG1865

21 Fa rehefa hitan'i Josoa sy ny Isiraely rehetra fa efa azon'ny otrika ny tanàna, ka niakatra ny setroky ny tanàna, dia nifotitra izy ka namely ny mponina tao Ay.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:21 amin'ny teny manodidina.