13 ary vaovao ireto siny hoditra misy divay ireto izay nofenoinay; fa, indreo, efa triatra izy; ary efa rovitra ireto lambanay sy kapanay ireto noho ny halavitry ny naleha.
Vakio ny toko manontolo Josoa 9
Jereo Josoa 9:13 amin'ny teny manodidina.