Levitikosy 1:14 MG1865

14 Ary raha vorona no ateriny ho an'i Jehovah ho fanatitra dorana, dia domohina na zana-boromailala no hateriny ho fanatiny.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 1

Jereo Levitikosy 1:14 amin'ny teny manodidina.