3 Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana, dia lahy tsy misy kilema no hateriny; eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana no hanaterany azy, mba hankasitrahana eo anatrehan'i Jehovah izy.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 1
Jereo Levitikosy 1:3 amin'ny teny manodidina.