Levitikosy 1:8 MG1865

8 Ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, dia handahatra ny voarasa mbamin'ny lohany sy ny saborany eo ambonin'ny kitay eo amin'ny afo izay eo ambonin'ny alitara;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 1

Jereo Levitikosy 1:8 amin'ny teny manodidina.