Levitikosy 1:7 MG1865

7 Ary ireo zanak'i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin'ny alitara ka handahatra kitay eo amin'ny afo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 1

Jereo Levitikosy 1:7 amin'ny teny manodidina.