Levitikosy 10:1 MG1865

1 Ary Nadaba sy Abiho, zanak'i Arona, samy naka ny fitondran'afony avy ka nanisy afo teo anatiny, ary nanisy ditin-kazo manitra teo, dia nanatitra afo tsy izy teo anatrehan'i Jehovah, izay tsy nandidiany azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 10

Jereo Levitikosy 10:1 amin'ny teny manodidina.