Levitikosy 9:24 MG1865

24 Ary nisy afo nivoaka avy teo anatrehan'i Jehovah ka nandevona ny fanatitra dorana sy ny saborany teo ambonin'ny alitara; ary nony hitan'ny olona rehetra izany, dia nihoby izy sady niankohoka.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 9

Jereo Levitikosy 9:24 amin'ny teny manodidina.