Levitikosy 9:23

Malagasy Bible

23Ary Mosesy sy Arona niditra tao amin'ny trano-lay fihaonana, dia nivoaka ka nitso-drano ny olona; ary ny voninahitr'i Jehovah niseho tamin'ny olona rehetra.

Levitikosy 9:23 — MG1865