Levitikosy 9:22 MG1865

22 Ary Arona nanandratra ny tànany manandrify ny olona ka nitso-drano azy; dia nidina izy, rehefa avy nanatitra ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana ary ny fanati-pihavanana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 9

Jereo Levitikosy 9:22 amin'ny teny manodidina.