Levitikosy 10:15 MG1865

15 Ny sorony asandratra sy ny tratrany ahevaheva mbamin'ny saborany izay fanatitra atao amin'ny afo dia ho entiny mba hahevaheva ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah; dia ho anao sy ny zanakao koa ireo, ho anjaranareo mandrakizay, araka izay nandidian'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 10

Jereo Levitikosy 10:15 amin'ny teny manodidina.