Levitikosy 10:16 MG1865

16 Ary Mosesy nitady fatratra ny osilahy izay natao fanatitra noho ny ota, kanjo efa voadotra izany; dia tezitra tamin'ny zanak'i Arona sisa izy, dia tamin'i Eleazara sy Itamara, ka hoy izy:

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 10

Jereo Levitikosy 10:16 amin'ny teny manodidina.