Levitikosy 10:3 MG1865

3 Dia hoy Mosesy tamin'i Arona: Izany dia ilay nolazain'i Jehovah hoe: Amin'izay akaiky Ahy no hisehoako ho masina, ary eo anatrehan'ny olona rehetra no hampisehoako ny voninahitro. Dia sina Arona.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 10

Jereo Levitikosy 10:3 amin'ny teny manodidina.