4 Ary telo amby telo-polo andro no hitoeran-dravehivavy amin'ny ràny izay mahadio azy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin'ny fitoerana masina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 12
Jereo Levitikosy 12:4 amin'ny teny manodidina.