5 Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin'ny fahalotoany ihany koa; ary enina amby enim-polo andro no hitoerany hidiovany amin'ny ràny izay mahadio azy.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 12
Jereo Levitikosy 12:5 amin'ny teny manodidina.