Levitikosy 13:20 MG1865

20 Ary raha zahan'ny mpisorona izy, ka lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, ary efa niova ho fotsy ny volony, dia hataon'ny mpisorona hoe maloto izy: habokana efa mipoitra eo amin'ny fery izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:20 amin'ny teny manodidina.