Levitikosy 13:21 MG1865

21 Fa raha zahan'ny mpisorona izy, ka hitany fa tsy misy volo fotsy eo, ary tsy lalina noho ny hoditra izy sady matromatroka ihany, dia hatokan'ny mpisorona toerana hafitoana izy;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:21 amin'ny teny manodidina.