Levitikosy 14:20 MG1865

20 ary ny mpisorona dia hanatitra ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina eo ambonin'ny alitara ka hanao fanavotana ho an'ilay olona hodiovina, dia hadio izy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:20 amin'ny teny manodidina.