Levitikosy 14:31 MG1865

31 dia ny anankiray hatao fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa hatao fanatitra dorana, mbamin'ny fanatitra hohanina; ary ny mpisorona dia hanao fanavotana ho an'ilay hodiovina eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:31 amin'ny teny manodidina.