Levitikosy 14:51 MG1865

51 dia horaisiny ny hazo sedera sy ny hysopa sy ny jaky ary ny vorona velona, ka hatsobony eo amin'ny ran'ny vorona izay novonoina sy eo amin'ny rano nalaina tamin'ny rano mandeha, dia hamafazany ny trano impito.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:51 amin'ny teny manodidina.