Levitikosy 16:18 MG1865

18 Dia hivoaka ho eo amin'ny alitara eo anatrehan'i Jehovah izy ka hanao fanavotana ho an'ny alitara; dia hangalany ny ran'ny vantotr'ombilahy sy ny ran'ny osilahy ka hatentiny amin'ny tandroky ny alitara eo amin'ny zorony efatra.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:18 amin'ny teny manodidina.