19 Dia hofafazany ny rà impito amin'ny fanondrony izy ka hodioviny sy hohamasininy ho afaka amin'ny fahalotoan'ny Zanak'Isiraely.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16
Jereo Levitikosy 16:19 amin'ny teny manodidina.