Levitikosy 16:20 MG1865

20 Ary rehefa vitany ny fanavotana ho an'ny fitoerana masina sy ny trano-lay fihaonana ary ny alitara, dia hampanatoniny ny osilahy velona.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:20 amin'ny teny manodidina.