Levitikosy 16:3 MG1865

3 Ary izao no ho entin'i Arona, raha miditra ao amin'ny fitoerana masina izy: vantotr'ombilahy iray hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy iray hatao fanatitra dorana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:3 amin'ny teny manodidina.