Levitikosy 16:34 MG1865

34 Ary ho lalàna mandrakizay ho anareo izany, hanaovana fanavotana ho an'ny Zanak'Isiraely indray mandeha isan-taona hahafahany amin'ny fahotany rehetra. Dia nataon'i Arona araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:34 amin'ny teny manodidina.