Levitikosy 17:11 MG1865

11 Fa ny ain'ny nofo dia amin'ny rà; ary nomeko anareo izany hatao ambonin'ny alitara hanao fanavotana ho an'ny ainareo, fa ny rà no manao fanavotana, satria aina izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 17

Jereo Levitikosy 17:11 amin'ny teny manodidina.