Levitikosy 17:12 MG1865

12 Koa izany no nilazako tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Aza misy mihinan-drà, na ianareo, na ny vahiny eo aminareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 17

Jereo Levitikosy 17:12 amin'ny teny manodidina.