Levitikosy 17:14 MG1865

14 fa ny amin'ny amin'ny nofo rehetra, dia ny ràny no ainy; koa izany no nilazako tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Aza mihinana ny ran'ny nofo; fa ny ràny no ain'ny nofo rehetra, ka izay rehetra mihinana azy dia haringana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 17

Jereo Levitikosy 17:14 amin'ny teny manodidina.