Levitikosy 17:15 MG1865

15 Ary ny olona rehetra, na tompon-tany, na vahiny, izay mihinana izay maty ho azy, na izay noviraviraim-biby, dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano, ary haloto mandra-paharivan'ny andro izy, vao hadio.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 17

Jereo Levitikosy 17:15 amin'ny teny manodidina.