Levitikosy 17:5 MG1865

5 mba ho entin'ny Zanak'isiraely ho an'i Jehovah eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, ho amin'ny mpisorona, ny zavatra vonoiny ho fanatitra, izay famonony tany an-tsaha; ary dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an'i Jehovah izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 17

Jereo Levitikosy 17:5 amin'ny teny manodidina.