Levitikosy 17:6 MG1865

6 Ary ny mpisorona hanopy ny rà amin'ny alitaran'i Jehovah eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ka handoro ny saborany ho fofona ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 17

Jereo Levitikosy 17:6 amin'ny teny manodidina.