Levitikosy 18:10 MG1865

10 Aza mandry amin'ny zanakavavin'ny zanakao-lahy, na ny zanakavavin'ny zanakao-vavy; fa avy aminao no nihavian'izy roa.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 18

Jereo Levitikosy 18:10 amin'ny teny manodidina.