Levitikosy 18:11 MG1865

11 Aza mandry amin'ny zanakavavin'ny renikelinao, izay teraky ny rainao; fa anabavinao izy; aza mandry aminy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 18

Jereo Levitikosy 18:11 amin'ny teny manodidina.