Levitikosy 19:3 MG1865

3 Samia matahotra ny reninareo sy ny rainareo, ary tandremo ny Sabatako: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 19

Jereo Levitikosy 19:3 amin'ny teny manodidina.