Levitikosy 19:4 MG1865

4 Aza mivily hanaraka ny andriamani-tsi-izy, ary aza manao andriamanitra an-idina ho anareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 19

Jereo Levitikosy 19:4 amin'ny teny manodidina.