Levitikosy 19:5 MG1865

5 Ary raha mamono zavatra hatao fanati-pihavanana ho an'i Jehovah ianareo, dia ataovy amin'izay hankasitrahana anareo izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 19

Jereo Levitikosy 19:5 amin'ny teny manodidina.